Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+ Eksodosy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao izany fahagagana rehetra izany teo anatrehan’i Farao i Mosesy sy Arona,+ fa i Jehovah kosa namela an’i Farao hikiribiby tamin’ny heviny. Koa tsy nalefan’i Farao hiala tany Ejipta ny zanak’Israely.+ Jaona 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo,+ mba tsy hahitan’ny masony sy tsy hahatakaran’ny fony, ary mba tsy hiverenany ka hanasitranako azy.”+ Romanina 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo,+ ary izay tiany havela ho mafy hatoka no avelany ho mafy hatoka.+
3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+
10 Ary nanao izany fahagagana rehetra izany teo anatrehan’i Farao i Mosesy sy Arona,+ fa i Jehovah kosa namela an’i Farao hikiribiby tamin’ny heviny. Koa tsy nalefan’i Farao hiala tany Ejipta ny zanak’Israely.+
40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo,+ mba tsy hahitan’ny masony sy tsy hahatakaran’ny fony, ary mba tsy hiverenany ka hanasitranako azy.”+
18 Koa izay tiany hamindrana fo àry no amindrany fo,+ ary izay tiany havela ho mafy hatoka no avelany ho mafy hatoka.+