Salamo 135:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nandefa famantarana sy nanao fahagagana teo anivonao izy, ry Ejipta ô,+Dia tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra.+
9 Nandefa famantarana sy nanao fahagagana teo anivonao izy, ry Ejipta ô,+Dia tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra.+