FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ho hitanao ankehitriny izay hataoko amin’i Farao,+ fa noho ny tanako mahery no handefasany azy ireo, ary noho ny tanako mahery no handroahany azy ireo hiala amin’ny tany Ejipta.”+

  • Eksodosy 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mbola misy loza iray halefako amin’i Farao sy Ejipta, ka aorian’izay izy vao handefa anareo hiala eto.+ Ary amin’ny fotoana handefasany anareo rehetra, dia horoahiny ara-bakiteny mihitsy ianareo hiala eto.+

  • Eksodosy 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia niantso+ an’i Mosesy sy Arona avy hatrany i Farao tamin’iny alina iny, ka nanao hoe: “Mandehana miala eto amin’ny vahoakako ianareo sy ny zanak’Israely, ary mandehana manompo an’i Jehovah araka izay efa nolazainareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara