Eksodosy 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ho hitanao ankehitriny izay hataoko amin’i Farao,+ fa noho ny tanako mahery no handefasany azy ireo, ary noho ny tanako mahery no handroahany azy ireo hiala amin’ny tany Ejipta.”+ Eksodosy 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy hihaino anareo i Farao,+ ka tsy maintsy hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny tafiko,+ dia ny zanak’Israely+ oloko,+ ka hisy didim-pitsarana lehibe hampihariko.+
6 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ho hitanao ankehitriny izay hataoko amin’i Farao,+ fa noho ny tanako mahery no handefasany azy ireo, ary noho ny tanako mahery no handroahany azy ireo hiala amin’ny tany Ejipta.”+
4 Ary tsy hihaino anareo i Farao,+ ka tsy maintsy hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy ao amin’ny tany Ejipta ny tafiko,+ dia ny zanak’Israely+ oloko,+ ka hisy didim-pitsarana lehibe hampihariko.+