FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 50:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nampianiana ny zanak’Israely i Josefa, ka niteny hoe: “Tsy maintsy hitsinjo anareo Andriamanitra. Koa ento miakatra hiala atỳ ny taolambaloko.”+

  • Josoa 24:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay sombin-tany novidin’i Jakoba farantsa volafotsy zato+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay sombin-tany.+

  • Hebreo 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Finoana no niresahan’i Josefa momba ny hanafahana*+ ny zanak’Israely, tamin’izy efa ho faty, ka nanafatrafarany momba ny taolambalony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara