Salamo 148:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+ Isaia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+ Isaia 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+
16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+
23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+