Eksodosy 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanenjika azy ireo indray ny Ejipsianina. Koa niditra nanaraka azy ireo ho ao afovoan’ny ranomasina avokoa ny soavalin’i Farao sy ny kalesin’adiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+ Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+
23 Ary nanenjika azy ireo indray ny Ejipsianina. Koa niditra nanaraka azy ireo ho ao afovoan’ny ranomasina avokoa ny soavalin’i Farao sy ny kalesin’adiny ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+