Deoteronomia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aoka hotsarovana izay nataon’i Amaleka taminao teny an-dalana, fony ianao nivoaka avy tany Ejipta.+ 1 Samoela 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+
17 “Aoka hotsarovana izay nataon’i Amaleka taminao teny an-dalana, fony ianao nivoaka avy tany Ejipta.+
2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:+ ‘Hanao ampamoaka+ an’i Amaleka aho, noho ny namelezany ny Israely teny an-dalana fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.+