Eksodosy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tonga ny Amalekita+ ka niady tamin’ny Israely tao Refidima.+ Nomery 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Rehefa nahita an’i Amaleka izy, dia mbola nanao oha-teny ihany hoe:+ “I Amaleka no voalohany tamin’ireo firenena,+Nefa ho ringana no hiafarany.”+ Deoteronomia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aoka hotsarovana izay nataon’i Amaleka taminao teny an-dalana, fony ianao nivoaka avy tany Ejipta.+ Deoteronomia 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nivoaka hiady taminareo teny an-dalana izy ireo, ka namely an’ireo olona tany aoriana izay nitaredretra tany afara, rehefa reraka be sy sasatra ianareo. Tsy natahotra an’Andriamanitra+ izy.
20 Rehefa nahita an’i Amaleka izy, dia mbola nanao oha-teny ihany hoe:+ “I Amaleka no voalohany tamin’ireo firenena,+Nefa ho ringana no hiafarany.”+
17 “Aoka hotsarovana izay nataon’i Amaleka taminao teny an-dalana, fony ianao nivoaka avy tany Ejipta.+
18 Nivoaka hiady taminareo teny an-dalana izy ireo, ka namely an’ireo olona tany aoriana izay nitaredretra tany afara, rehefa reraka be sy sasatra ianareo. Tsy natahotra an’Andriamanitra+ izy.