FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia hoy izy ireo tamin’i Mosesy: “Aleo ianao no miteny aminay, dia aoka izahay hihaino. Fa aoka tsy Andriamanitra no hiteny aminay sao ho faty izahay.”+

  • Nomery 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+

  • Nomery 27:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia nentin’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah ilay raharaha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara