19 Novonoin’Andriamanitra anefa ny olona tao Beti-semesy+ satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Koa namono olona fitopolo—sy dimy alina— teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria namely ny olona i Jehovah ka be dia be no maty.+