FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • Eksodosy 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo an’ireny. Ary aza manao na inona na inona mitovy amin’ireo andriamanitra nataony,+ fa tsy maintsy azeranao ireny ary tsy maintsy torotoroinao ny tsangambatony masina.+

  • Eksodosy 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+

  • Deoteronomia 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Raha miteraka sy manan-jafikely ianao ka efa ela ianareo no nipetraka teo amin’ilay tany, nefa mitady loza+ ka manao sary sokitra+ na bikabikan-javatra na inona na inona, ary manao ratsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao+ ka mampahatezitra azy,

  • Deoteronomia 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara