2 Mpanjaka 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Farany, dia hoy i Namàna: “Raha izany àry, dia aoka mba homena tany zakan’ny ramole roa ny mpanomponao.+ Tsy hanolotra fanatitra dorana na sorona ho an’ny andriamani-kafa intsony mantsy ny mpanomponao, fa ho an’i Jehovah ihany.+
17 Farany, dia hoy i Namàna: “Raha izany àry, dia aoka mba homena tany zakan’ny ramole roa ny mpanomponao.+ Tsy hanolotra fanatitra dorana na sorona ho an’ny andriamani-kafa intsony mantsy ny mpanomponao, fa ho an’i Jehovah ihany.+