Salamo 139:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza. Jeremia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.”
16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.
5 “Efa fantatro ianao talohan’ny namoronako anao tany am-bohoka,+ ary efa nohamasiniko ianao talohan’ny nivoahanao avy tao an-kibo.+ Koa notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.”