FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Raha misy afo mitatra ka mahazo ny tsilo ary kilan’ny afo+ ny vokatra efa vita amboara na ny vokatra eny an-tsaha na ny saha, dia tsy maintsy manonitra an’izay may ilay nandrehitra ny afo.

  • Eksodosy 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Raha misy anefa olona mindrana biby amin’ny namany,+ ka manjary kilemaina ilay izy na maty nefa tsy teo ilay tompony, dia tsy maintsy manome onitra ilay nindrana.+

  • Deoteronomia 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Asio arofanina ny tampon-trano+ raha manao trano vaovao ianao. Amin’izay dia tsy hahatonga trosan-dra amin’ny tranonao ianao. Mety hisy olona hianjera mantsy avy eny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara