35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy.
10 Aza manambaka ny mpitondratena+ na ny kamboty ray+ na ny vahiny monina eo aminareo+ na ny ory,+ ary aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo+ hamelezana ny namanareo.’