Eksodosy 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Aza mampahory ny vehivavy mpitondratena na ny kamboty ray.+ Deoteronomia 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza manao fitsarana miangatra amin’ny mpivahiny+ na ny kamboty ray.+ Ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+ Ohabolana 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tany, izay efa napetraka taloha ela be.+ Ary aza miditra ao amin’ny tanin’ny kamboty ray,+ Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+
17 “Aza manao fitsarana miangatra amin’ny mpivahiny+ na ny kamboty ray.+ Ary aza alaina ho antoka ny akanjon’ny mpitondratena.+
10 Aza ahemotra ny fetra mamaritra ny tany, izay efa napetraka taloha ela be.+ Ary aza miditra ao amin’ny tanin’ny kamboty ray,+
27 Izao no fivavahana madio+ sady tsy misy loto+ eo imason’Andriamanitra Raintsika: Ny mikarakara ny kamboty+ sy ny vehivavy mpitondratena+ amin’ny fahoriany,+ ary ny miaro tena hatrany tsy ho voapentimpentin’izao+ tontolo izao.+