FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hanadihady tsara ireo mpitsara,+ ka raha vavolombelona mandainga ilay olona, ary nanendrikendrika an’ilay rahalahiny,

  • Ohabolana 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy ho afa-maina ny vavolombelona sandoka fa ho voasazy,+ ary tsy ho afa-miala izay mandainga.+

  • Matio 26:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Ary nitady izay ho afaka hiampanga an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+

  • Asan’ny Apostoly 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nampirisika olona mangingina izy ireo hilaza hoe:+ “Renay nanevateva+ an’i Mosesy sy Andriamanitra izy.”

  • Apokalypsy 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nahare feo mafy tany an-danitra aho, nanao hoe:

      “Ankehitriny dia tonga ny famonjen’Andriamanitsika+ sy ny heriny+ ary ny fanjakany+ sy ny fahefan’ny Kristiny,+ satria natsipy ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy ireo andro aman’alina eo anatrehan’Andriamanitsika!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara