Eksodosy 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+ Deoteronomia 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia ataovy aminy izay saika hataony tamin’ny rahalahiny.+ Ary esory tsy ho eo aminao ny ratsy.+ Ohabolana 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sahala amin’ny kibay sy ny sabatra ary ny zana-tsipìka maranitra ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namany.+
23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+
18 Sahala amin’ny kibay sy ny sabatra ary ny zana-tsipìka maranitra ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namany.+