Ezekiela 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na ny ray na ny reny dia samy atao tsinontsinona eo aminao.+ Ambakaina ny vahiny monina eo aminao,+ ary ampijalina ny kamboty ray sy ny mpitondratena.”’”+
7 Na ny ray na ny reny dia samy atao tsinontsinona eo aminao.+ Ambakaina ny vahiny monina eo aminao,+ ary ampijalina ny kamboty ray sy ny mpitondratena.”’”+