30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Hiaraka amin-dreniny izy mandritra ny fito andro,+ fa amin’ny andro fahavalo kosa dia homenao ho ahy.
19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny lahy voalohan-teraka rehetra,+ izay hateraky ny omby aman’ondrinao. Aza mampiasa ny voalohan-teraky ny ombinao, na manety ny volon’ny voalohan-teraky ny ondry aman’osinao.+