FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa izany no ilazako hoe hanafaka anareo amin’ny fampahorian’ny+ Ejipsianina aho, ka hitondra anareo hiakatra any amin’ny tanin’ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita+ sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita,+ eny, any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely.”’+

  • Eksodosy 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ataovy izany fanompoana izany amin’io volana io, rehefa ampidirin’i Jehovah any amin’ny tanin’ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Hivita ary ny Jebosita+ ianao. Efa nianianany tamin’ny razanao fa homena anao io tany io,+ dia tany tondra-dronono sy tantely.+

  • Deoteronomia 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 tany misy varimbazaha sy vary orza sy voaloboka sy aviavy sy ampongabendanitra+ sy oliva fanaovana menaka, ary tany misy tantely.+

  • Jeremia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mandehana manao antso avo ao Jerosalema hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Tsaroako tsara ilay hatsaram-panahy feno fitiavana nanananao tamin’ianao mbola zaza!+ Tsaroako koa ilay fitiavanao tamin’ianao mbola fofombadiko,+ ary ilay nanarahanao ahy tany an-tany efitra, tany amin’ny tany tsy namafazam-boa!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara