Eksodosy 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia tonga i Mosesy, ka nolazainy tamin’ny vahoaka ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didy rehetra havoaka amin’ny fitsarana.+ Koa niara-niredona ny olona hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
3 Dia tonga i Mosesy, ka nolazainy tamin’ny vahoaka ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didy rehetra havoaka amin’ny fitsarana.+ Koa niara-niredona ny olona hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+