Nehemia 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nomenao mofo avy tany an-danitra izy ireo rehefa noana,+ ary namoahanao rano avy tamin’ny vatolampy rehefa nangetaheta,+ ka nasainao niditra+ haka an’ilay tany efa nanangananao tanana sy nianiananao homena azy.+ Salamo 78:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+ Salamo 105:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nosokafany ny harambato, dia nikoriana ny rano,+Ka lasa renirano namakivaky faritra karakaina.+ Salamo 114:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay manova ny harambato ho kamory anirian’ny bararata,+Ary ny vatoafo, ho loharano.+ Isaia 43:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hanome voninahitra ahy ny bibidia,+ dia ny alikadia sy ny aotirisy,+ satria hasiako rano any an-tany efitra ary hasiako renirano any amin’ny tany karakaina,+ mba hampisotroana ny oloko izay nofidiko,+ Isaia 48:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+
15 Nomenao mofo avy tany an-danitra izy ireo rehefa noana,+ ary namoahanao rano avy tamin’ny vatolampy rehefa nangetaheta,+ ka nasainao niditra+ haka an’ilay tany efa nanangananao tanana sy nianiananao homena azy.+
15 Nampitresaka harambato tany an-tany efitra izy,+Mba hampisotroana rano be azy ireo, dia rano be toy ny rano lalina.+
20 Hanome voninahitra ahy ny bibidia,+ dia ny alikadia sy ny aotirisy,+ satria hasiako rano any an-tany efitra ary hasiako renirano any amin’ny tany karakaina,+ mba hampisotroana ny oloko izay nofidiko,+
21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+