Nomery 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ Deoteronomia 32:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Tsy nanao ny adidinareo tamiko teo anivon’ny zanak’Israely mantsy ianareo roa lahy,+ teo amin’ny ranon’i Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina. Tsy nanamasina ahy teo anivon’ny zanak’Israely+ koa ianareo.
12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+
51 Tsy nanao ny adidinareo tamiko teo anivon’ny zanak’Israely mantsy ianareo roa lahy,+ teo amin’ny ranon’i Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina. Tsy nanamasina ahy teo anivon’ny zanak’Israely+ koa ianareo.