FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 33:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Telo amby roapolo amby zato taona i Arona tamin’izy maty tao amin’ny Tendrombohitra Hora.

  • Deoteronomia 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+

  • Deoteronomia 32:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary aoka ianao ho faty ao amin’io tendrombohitra halehanao io ka hangonina any amin’ny razanao,+ tahaka ny nahafatesan’i Arona rahalahinao tao amin’ny Tendrombohitra Hora+ sy nanangonana azy any amin’ny razany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara