Nomery 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mipaka hatrany Ara+ ilay lohasaha falehan-driaka, sady manamorona ny sisin-tanin’i Moaba.” Deoteronomia 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Aza mihetraketraka amin’ny Moabita na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lota+ i Ara.+
9 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Aza mihetraketraka amin’ny Moabita na miady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny taniny, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lota+ i Ara.+