Nomery 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona. Deoteronomia 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Izao ianao dia handalo ny faritr’i Moaba, izany hoe Ara,+ Deoteronomia 2:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Namela ahy handalo tao amin’ny taniny mantsy ny taranak’i Esao monina any Seira,+ sy ny Moabita+ any Ara, mandra-piampitako ny Reniranon’i Jordana ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitray anay.’+ Isaia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.
28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona.
29 Namela ahy handalo tao amin’ny taniny mantsy ny taranak’i Esao monina any Seira,+ sy ny Moabita+ any Ara, mandra-piampitako ny Reniranon’i Jordana ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitray anay.’+
15 Ny fanamelohana an’i Moaba:+ Voaroba nandritra ny alina i Aran’i+ Moaba, ka nangina. Voaroba nandritra ny alina koa i Kiran’i+ Moaba ka nangina.