Eksodosy 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+ Jaona 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+
20 Hoy koa izy: “Tsy afaka mahita ny tavako ianao, satria tsy misy olona afaka mahita ahy ka mbola ho velona ihany.”+
18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+