FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nandresy ny Moabita koa izy.+ Dia nasainy nitsotra tamin’ny tany ireo mba horefesina amin’ny tady. Ary nandrefy indroa tamin’ny halavan’ilay tady izy, ka natokany hovonoina ho faty izay tafiditra tao anatin’izay, ary nandrefy indray mandeha izy ka navelany ho velona izay tao anatin’izay.+ Dia lasa mpanompon’i Davida+ ny Moabita ka nandoa hetra+ taminy.

  • 1 Tantara 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Notafihiny koa i Moaba,+ ka lasa mpanompony ny Moabita ary nandoa hetra taminy.+

  • Salamo 108:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 I Moaba+ no koveta isasako.+

      I Edoma+ no hanipazako ny kapako.+

      Ary hanao horakora-pandresena ho fanakorana an’i Filistia+ aho.”+

  • Salamo 110:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hampihatra didim-pitsarana any amin’ireo firenena izy,+

      Ka hataony feno faty miampatrampatra any.+

      Hotorotoroiny tokoa ilay lehiben’ny tany be mponina.+

  • Jeremia 48:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 ‘Teo ambany alokalok’i Hesbona no nijanona ireo nandositra, fa tsy nanan-kery intsony. Fa hisy afo hivoaka tokoa avy ao Hesbona+ ary hisy lelafo avy ao Sihona,+ ka handevona ny fihirifan’i Moaba sy ny tampon-dohan’ireo zanaky ny fitabatabana.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara