Nomery 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona. Amosa 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary handefasako afo any Moaba, ka handevona ny tilikambo fonenana ao Keriota+ izany. Dia ho faty ao anatin’ny tabataba be i Moaba, rehefa maneno ny fanairana sy ny anjombona.+
28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona.
2 Ary handefasako afo any Moaba, ka handevona ny tilikambo fonenana ao Keriota+ izany. Dia ho faty ao anatin’ny tabataba be i Moaba, rehefa maneno ny fanairana sy ny anjombona.+