Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ Salamo 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+ Salamo 72:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiankohoka eo anatrehany ny mpanjaka rehetra,+Ary hanompo azy ny firenena rehetra.+ Apokalypsy 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nahita aho fa iny nisy soavaly fotsy.+ Nanana tsipìka+ ilay nitaingina+ azy, ary nomena satroboninahitra.+ Ary nivoaka handresy+ sy hamita ny fandreseny izy.+ Apokalypsy 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nisy sabatra maranitra lava lela nivoaka avy tamin’ny vavany+ mba hamelezany ny firenena. Ary hifehy* azy ireo amin’ny tehim-by izy.+ Nohitsakitsahiny koa ny voaloboka tao anaty famiazam-boaloboky+ ny fisafoaky ny fahatezeran’Andriamanitra,+ ilay Mahery Indrindra.
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+
2 Ary nahita aho fa iny nisy soavaly fotsy.+ Nanana tsipìka+ ilay nitaingina+ azy, ary nomena satroboninahitra.+ Ary nivoaka handresy+ sy hamita ny fandreseny izy.+
15 Ary nisy sabatra maranitra lava lela nivoaka avy tamin’ny vavany+ mba hamelezany ny firenena. Ary hifehy* azy ireo amin’ny tehim-by izy.+ Nohitsakitsahiny koa ny voaloboka tao anaty famiazam-boaloboky+ ny fisafoaky ny fahatezeran’Andriamanitra,+ ilay Mahery Indrindra.