FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny lohandohany rehetra eo amin’ny vahoaka ka vonoy ary asehoy miharihary eo anatrehan’i Jehovah,+ tandrifin’ny masoandro, ny fatiny, mba tsy hirehitra amin’ny Israely intsony ny fahatezeran’i Jehovah.”

  • Deoteronomia 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ny masonareo no nahita izay nataon’i Jehovah tamin’ilay raharaha momba an’i Balan’i Peora.+ Koa hitanareo fa naringan’i Jehovah Andriamanitrareo tsy ho eo aminareo, izay rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora.+

  • 1 Korintianina 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara