2 Samoela 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa atolory anay ny fito lahy amin’ny taranany.+ Dia hahantonay+ eo anatrehan’i Jehovah ny fatin’izy ireo ao Gibean’i+ Saoly, ilay voafidin’i Jehovah.”+ Ary hoy ny mpanjaka: “Izaho no hanolotra azy ireo.”
6 Koa atolory anay ny fito lahy amin’ny taranany.+ Dia hahantonay+ eo anatrehan’i Jehovah ny fatin’izy ireo ao Gibean’i+ Saoly, ilay voafidin’i Jehovah.”+ Ary hoy ny mpanjaka: “Izaho no hanolotra azy ireo.”