FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 dia ny fitondrana afon’ireo maty noho ny fahotany.+ Aoka hamboarina ho takelaka metaly manify ireny mba hapetaka eo amin’ny alitara,+ satria natolony teo anatrehan’i Jehovah ireny ka masina. Ary ho famantarana ho an’ny zanak’Israely ireny.’”+

  • Ezekiela 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hanohitra an’izany olona izany aho,+ ka hataoko famantarana+ sy teny fanarabiana+ izy, ary haringako tsy ho anisan’ny oloko.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’+

  • 1 Korintianina 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nanjo azy ireny izany mba ho anatra, ary nosoratana ho fampitandremana+ ho antsika, dia isika izay tratran’ny faran’ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.+

  • 2 Petera 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nomelohin’Andriamanitra ny tanànan’i Sodoma sy Gomora rehefa nataony lasa lavenona,+ ka nataony ho ohatra ho an’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra, raha ny amin’izay hitranga amin’ny hoavy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara