5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny olony rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ sy iza no masina,+ ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.
10 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ izay hotehirizina ho famantarana+ ho an’ny zanaky ny fikomiana,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.”
10 Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo.+ Fa i Kora kosa niara-maty tamin’ny olony, rehefa nolevonin’ny afo ireo dimampolo sy roanjato lahy.+ Koa nanjary fampitandremana ho an’ny hafa izy ireo.+