FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 27:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Marina ny tenin’ny zanakavavin’i Zelofada. Tokony homenao lova eo amin’ny rahalahin-drainy tokoa izy ireo. Koa afindrao aminy ny lovan-drainy.+

  • Nomery 36:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 nanao hoe: “Nodidian’i Jehovah ny tompoko mba hanome ny tany ho lovan’ny zanak’Israely amin’ny alalan’ny antsapaka.+ Nodidian’i Jehovah koa ny tompoko mba hanome ny lovan’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanany vavy.+

  • Josoa 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa i Zelofada+ kosa izay zanak’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, dia tsy nanana zanakalahy fa vavy ihany. Ireto avy ny anaran’izy ireo: Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza.+

  • 1 Tantara 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary i Makira naka vady ho an’i Hopima sy Sopima, ary Maka no anaran’ny anabaviny.—Ary ny anaran’ny zanany faharoa dia Zelofada,+ nefa tsy niteraka afa-tsy zanakavavy i Zelofada.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara