Eksodosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+ Ary ny taona niainan’i Kehata dia telo amby telopolo amby zato taona. Nomery 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny zanakalahin’i Kehata,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama sy Jizara+ sy Hebrona ary Oziela.
18 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.+ Ary ny taona niainan’i Kehata dia telo amby telopolo amby zato taona.
19 Ary ny zanakalahin’i Kehata,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama sy Jizara+ sy Hebrona ary Oziela.