Ezekiela 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+ Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.
4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.