FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao, ka voatery mivarotra ny ampahany amin’ny taniny, dia ny havany akaiky izay afaka manavotra azy no hividy indray izay namidin’ny rahalahiny.+

  • Levitikosy 25:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 na koa ny dadatoany na ny zanaky ny dadatoany, na izay havany iray ra aminy,+ izay anisan’ny mpianakaviny.

      “‘Na hanavotra ny tenany ihany izy, raha lasa manankarena.+

  • Rota 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy izy tamin’ilay mpanavotra:+ “Ilay zaran-tanin’i Elimeleka+ rahalahintsika dia tsy maintsy amidin’i Naomy, izay nody avy tany ambanivohitr’i Moaba.+

  • Jeremia 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Taorian’izany, dia tonga tokoa i Hanamela zanaky ny rahalahin-draiko, araka ny tenin’i Jehovah, ka nankao amiko tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Ary hoy izy tamiko: “Mba vidio, azafady, ilay sahako ao Anatota,+ any amin’ny tanin’i Benjamina,+ fa ianao no manan-jo handova, ary ianao koa no manan-jo hanavotra azy. Vidio ho anao ilay izy.” Dia fantatro fa izay ilay tenin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara