1 Samoela 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanontany+ an’i Jehovah ho azy i Ahimeleka, sady nanome vatsy+ azy, sy nanome azy ny sabatr’i+ Goliata Filistinina.” 1 Samoela 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah,+ na tamin’ny nofy+ na tamin’ny Orima,+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.+
10 Ary nanontany+ an’i Jehovah ho azy i Ahimeleka, sady nanome vatsy+ azy, sy nanome azy ny sabatr’i+ Goliata Filistinina.”
6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah,+ na tamin’ny nofy+ na tamin’ny Orima,+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.+