FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Ary ho fahatsiarovana ho anareo io andro io, ka hankalazainareo ho fety ho an’i Jehovah hatramin’ny taranakareo fara mandimby. Tokony hankalaza an’io andro io ianareo. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Levitikosy 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany,+ eo anelanelan’ny takariva roa,* dia Paska+ ho an’i Jehovah.

  • Deoteronomia 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aoka hotandremana ny volana Abiba.+ Ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba no namoahan’i Jehovah Andriamanitrao anao avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+

  • Ezekiela 45:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “‘Amin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany no hankalazanareo ny Paska.+ Fety mandritra ny fito andro izany, ary mofo tsy misy lalivay no hohanina.+

  • Lioka 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tonga ny andro fankalazana ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay, dia ilay tsy maintsy hamonoana biby atao sorona amin’ny Paska.+

  • 1 Korintianina 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao+ ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy,+ izay toy ny zanak’ondrin’ny Paska.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara