FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+

  • Daniela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hatramin’ilay Andrianan’ny+ tafika aza nianjonanjonany. Nesorina tamin’io Andriana io koa ny fanatitra atolotra tsy tapaka,+ ary narodana ilay toerana masina efa nataony mafy orina.+

  • Daniela 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hisy sandry* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+

      “Dia hanangana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana+ izy.

  • Daniela 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara