Eksodosy 29:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Ary ondrilahy kely roa izay herintaona avy, no hatolotrao isan’andro eo ambony alitara.+ Nomery 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+ Salamo 119:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hotandremako foana ny lalànao,+Mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Daniela 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary noho ny fandikan-dalàna,+ dia navela hanjakazakan’ilay tandroka ny tafika+ sy ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ Nazerany tamin’ny tany+ koa ny fahamarinana,+ ary nanao araka izay sitrapony izy sady nahomby.+ Daniela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.
3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+
12 Ary noho ny fandikan-dalàna,+ dia navela hanjakazakan’ilay tandroka ny tafika+ sy ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ Nazerany tamin’ny tany+ koa ny fahamarinana,+ ary nanao araka izay sitrapony izy sady nahomby.+
11 “Ary manomboka amin’ny fotoana hanesorana+ an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana, dia hisy sivifolo sy roanjato sy arivo andro.