FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+

  • Nomery 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izay lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,+ nafangaro menaka ampahefatry ny hina avy amin’ny oliva voatoto.+

  • Nomery 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro+ ampahefatry ny hina koa ny ondrilahy tsirairay.+ Araraho ho an’i Jehovah eo amin’ny toerana masina ilay fanatitra zava-pisotro mahamamo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara