Eksodosy 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Avy eo dia nataony ny fitaovana rehetran’ny alitara: Ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina sy ny fitrebika ary ny fitondrana afo. Nataony varahina daholo ireo.+
3 Avy eo dia nataony ny fitaovana rehetran’ny alitara: Ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina sy ny fitrebika ary ny fitondrana afo. Nataony varahina daholo ireo.+