Josoa 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+ Ezekiela 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 dia havelako hisokatra ireo tanàna eny an-tehezan-tendrombohitr’i Moaba, eny, ireo tanàna eny an-tsisin-taniny, izay samy ravak’ilay tany. Anisan’izany i Beti-jesimota+ sy Bala-meona,+ hatrany Kiriataima.+
17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+
9 dia havelako hisokatra ireo tanàna eny an-tehezan-tendrombohitr’i Moaba, eny, ireo tanàna eny an-tsisin-taniny, izay samy ravak’ilay tany. Anisan’izany i Beti-jesimota+ sy Bala-meona,+ hatrany Kiriataima.+