Eksodosy 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina ny vahoaka, nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena.+ Nilahatra toy ny tafika ny zanak’Israely rehefa niakatra avy tany Ejipta.+
18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina ny vahoaka, nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena.+ Nilahatra toy ny tafika ny zanak’Israely rehefa niakatra avy tany Ejipta.+