Nomery 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary ren’ilay Kananita mpanjakan’i Arada,+ izay nonina tany Negeba,+ fa tonga ny Israely rehefa avy nihazo ny lalana mankany Atarima. Dia niady tamin’ny Israely izy ka nitondra ny sasany ho babo. Mpitsara 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+
21 Ary ren’ilay Kananita mpanjakan’i Arada,+ izay nonina tany Negeba,+ fa tonga ny Israely rehefa avy nihazo ny lalana mankany Atarima. Dia niady tamin’ny Israely izy ka nitondra ny sasany ho babo.
16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+