FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nonina tao Sitima+ ny Israely. Dia nanomboka nanao firaisana tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+

  • Josoa 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary naniraka mangingina mpitsikilo roa lahy, avy teo Sitima,+ i Josoa zanak’i Nona ka nanao hoe: “Mandehana jereo ilay tany, indrindra fa i Jeriko.” Koa nandeha izy ireo, dia nankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena atao hoe Rahaba,+ ka nitoetra tao.

  • Mika 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara